FIANTSOANA FAHALINANA (AMI) – LAHARANA : 003-2020/AMI/PM
Lohateny : ETUDE D’OPPORTUNITES D’INVESTISSEMENT IMMOBILIER
Ny fe-potoana farany fandefasana hoan’ireo olona liana dia ny talata 07 jolay 2020 amin’ny 11 maraina. Ireo rakitra ireo dia azo alefa amin’ny mailaka contact@tanymeva.org na alefaso amin’ny mailaka na alefa an-taratasy mihidy ao amin’ny foiben’ny Fondation Tany Meva. ‘lohateny sy fanondroana ny AMI amin’ny adiresy manaraka:
FONDATION TANY MEVA
LOT I A I 1 BIS – AMBATOBE
SEULS LES DOSSIERS PRE-SELECTIONNES SERONT NOTIFIES