Zavamaniry miisa 7000 ao Ambohitr’Atsingy,

Zavamaniry miisa 7000 mahery no voavoly ao amin’ny faritra arovana vaovao any Ambohitr’Atsingy, Montagne des Français – Antsiranana.
Izany no tanteraka dia noho ny fampandraisana anjara ireo vondron’olona eny ifotony amin’ny fikarakarana ny harena voajanahary amin’ny alàlan’ny tetikasan’ny Arche aux Plantes izay tohanan’ny CEPF: « mampiofana ary mampiditra ireo vondrom-piarahamonina amin’ny hetsika famerenana ny ala »