/home/administrator/public_html/public/themes/tanymeva/category.php on line 18
https://tanymeva.org/public/uploads/2022/03/FEEM-7907-scaled.jpg">

Fampivelarana ny seha-pihariana landibe miaina ao anaty ala honko ao Boanamary : isan’ireo mpanatanteraka tetik’asa vatsian’ny Tany Meva vola amin’ny alalan’ny famatsiam-bolan’ny Critical Ecosystem Parthnership Fund (CEPF) ny fikambanana Femmes Entrepreneurs Environnement Mahajanga (FEEM), izay miompana amin’ny fiarovana ny ala honko izay itoeran’ny landibe, ary nisy ny fanitarana ny tetik’asa dia ny fananganana kôperativa mitrandraka […]

/home/administrator/public_html/public/themes/tanymeva/category.php on line 29
https://tanymeva.org/mg/fitrandrahana-landibe-aminny-ala-honko/" class="primary-btn">En savoir plus

/home/administrator/public_html/public/themes/tanymeva/category.php on line 18
https://tanymeva.org/public/uploads/2022/01/Signature-Octroi-7440-scaled.jpg">

2,2 arivo tapitrisa Ariary. Io no fitambaran’ny famatsiambola nomen’ny Fondation Tany Meva ireo rafitra mpanatanteraka tetikasam-pandrosoana lovainjafy fito izay miasa any amin’ny faritra isankarazany eran’i Madagasikara, amin’izao voalohan’ny taona 2022 izao. Misy amin’izy ireo ONG, misy fikambanana, misy koa orinasa. Mahakasika ny sehatry ny angovo maitso, ny fanamboarana fotodrafitrasa, ny fambolen-kazo sy hazo fihinam-boa, ny […]

/home/administrator/public_html/public/themes/tanymeva/category.php on line 29
https://tanymeva.org/mg/famatsiam-bola-mitetina-22-milliara-ariary/" class="primary-btn">En savoir plus

/home/administrator/public_html/public/themes/tanymeva/category.php on line 18
https://tanymeva.org/public/uploads/2022/01/Annonce-2022.png">

UN(E) REPONSABLE COMMUNICATION UN(E) ARCHIVISTE DOCUMENTALISTE Tany Meva, fondation environnementale à vocation communautaire, a pour mission de mobiliser et gérer des ressources, et octroyer des subventions pour soutenir les initiatives des communautés, et/ou financer des actions de développement économique, social et environnemental (alignées avec les Objectifs de Développement Durable, agenda 2030).  Dans le cadre du […]

/home/administrator/public_html/public/themes/tanymeva/category.php on line 29
https://tanymeva.org/mg/ac-tm-2022-001-appel-a-candidatures/" class="primary-btn">En savoir plus

/home/administrator/public_html/public/themes/tanymeva/category.php on line 18
https://tanymeva.org/public/uploads/2021/08/Miniature.jpg">
/home/administrator/public_html/public/themes/tanymeva/category.php on line 23
https://tanymeva.org/mg/kongresy-iucn/">


Warning: Undefined variable $article in /home/administrator/public_html/public/themes/tanymeva/category.php on line 23

Warning: Attempt to read property "ID" on null in /home/administrator/public_html/public/themes/tanymeva/category.php on line 23
Kôngresy IUCN.


Warning: Undefined variable $article in /home/administrator/public_html/public/themes/tanymeva/category.php on line 24

Warning: Attempt to read property "ID" on null in /home/administrator/public_html/public/themes/tanymeva/category.php on line 24
9 August 2021

Fomba fijery ny maha zavadehibe ny Kôngresy IUCN. https://civicrm.iucn.org/civicrm/mailing/view?reset=1…

/home/administrator/public_html/public/themes/tanymeva/category.php on line 29
https://tanymeva.org/mg/kongresy-iucn/" class="primary-btn">En savoir plus

/home/administrator/public_html/public/themes/tanymeva/category.php on line 18
https://tanymeva.org/public/uploads/2021/04/Avis-aux-porteurs-de-projet-interesses-par-lappel-a-projet-Fonds-Tany-Meva-2021-2022..png">

Filazana hoan’ireo mpitondra tetikasa liana amin’ny FIANTSOANA TETIKASA FAMATSIAM-BOLA TANY MEVA 2021-2022. Tany Meva dia mampahafantatra fa misy ny fampahafantarana momba io fiantsoana tetikasa io, izay voasoratra ao amin’ny Rijantenin’Andraikitra faha 10. Izany dia hatao amin’ny alalan’ny « visioconférence » ny alakamisy 22 aprily 2021 amin’ny 9 ora. Izay liana dia iangaviana hisoratra anarana […]

/home/administrator/public_html/public/themes/tanymeva/category.php on line 29
https://tanymeva.org/mg/filazana-hoanireo-mpitondra-tetikasa/" class="primary-btn">En savoir plus

/home/administrator/public_html/public/themes/tanymeva/category.php on line 18
https://tanymeva.org/public/uploads/2021/04/169949785_1763397370510256_2987014610684801471_n.jpg">

Mba hampisongadinana ny harena voajanahary ao Bobaomby, Faritra DIANA ary mba hamporisihana ny mponina eny manodidina mba hiaro io tontolo iainana io, ny Fondation Tany Meva amin’ny alalan’ny famatsiam-bola CEPF dia namatsy ny fametrahana faritra maitso ao amin’ny vohitr’Anjiabe. Ny ONG BNC, panatontosa ny tetikasa, dia maniry ny hitondrana vahana vaovao eny ifotony eo amin’ny […]

/home/administrator/public_html/public/themes/tanymeva/category.php on line 29
https://tanymeva.org/mg/fampisongadinana-ny-harena-voajanahary/" class="primary-btn">En savoir plus

/home/administrator/public_html/public/themes/tanymeva/category.php on line 18
https://tanymeva.org/public/uploads/2021/04/1.png">

Ny Fondation TANY MEVA, dia mamatsy vola tetikasa eny ifotony ho amin’ny fampandrosoana lovainjafy mifandraika amin’ny lohahevi-dehibe efatra voafaritra ao anatin’ny paikadiny fahaefatra. Faritra telo ambin’ny folo (13) eto Madagasikara no voakasik’ity fiantsoana tetikasa ity. Izany dia misokatra ho an’ireo Vovonana/Federasion’ny Vondron’Olona Ifotony, Fikambanana, Kaoperativa, Ivon-toeram-pikarohana/fanofanana, Sehatra tsy miakina ka mijoro ara-dalana sy ara-panjakana. Koa […]

/home/administrator/public_html/public/themes/tanymeva/category.php on line 29
https://tanymeva.org/mg/fiantsoana-tetikasa-famatsiam-bola-tany-meva-taona-2021-2022/" class="primary-btn">En savoir plus

/home/administrator/public_html/public/themes/tanymeva/category.php on line 18
https://tanymeva.org/public/uploads/2021/04/Mavoa-9388.jpg">

Ny mponina ao Anjiabe, tanana kely ivon’ny atialan’ny Bobaomby, Faritra DIANA dia mihary amin’ny alalan’ny famokarana ara-dalàna ny arina fandrehatra amin’ny alalan’ny hazo Mokonazy. Ny fandrindrana ny filàn’ny mponina miaraka amin’ny asa fitandroana dia nandrisika ny Fondation Tany Meva mba hamatsy vola io tetikasa izay notontosain’ny ONG MAVOA io. Io tetik’asa io dia mivoy ny […]

/home/administrator/public_html/public/themes/tanymeva/category.php on line 29
https://tanymeva.org/mg/fitrandrahana-ara-drariny-ny-harena-voajanahary/" class="primary-btn">En savoir plus

/home/administrator/public_html/public/themes/tanymeva/category.php on line 18
">

Honko “avincenia marina” an’aliny no nambolena tao amin’ny Baie de Bombetoka. Ny tahan’ny fanjariana dia mahatratra 90%. Faly ny mponina anatiny satria nahatsapa ny tombotsoan’ny fanarenana sy ny fiarovana ny ala honko toy ny fiverenan’ny harena an-dranomasina tahaka ny drakaka. Ny fanangonana ny zana-dandy ao amin’io karazana Honko io sy ny famadihana azy ho lasa […]

/home/administrator/public_html/public/themes/tanymeva/category.php on line 29
https://tanymeva.org/mg/fameranana-aminny-laoniny-nny-ala-honko-ao-bombetoka/" class="primary-btn">En savoir plus

/home/administrator/public_html/public/themes/tanymeva/category.php on line 18
https://tanymeva.org/public/uploads/2021/02/Tafita-8057.jpg">

Ny mponina ao amin’ny fonkotany Ambongamaranitra, kaominina Andranofasika, distrikan’ny Ambato Boeny dia nandray ny andraikiny manoloana ny fitomboan’ny dorotanety. Natsangana ny komity misahana ny afo izay nahafahana nanena ny fitomboan’ny dorotanety. Mba hanamafisana ny fahatomombanan’ny fanarenana ny ala eny an-toerana dia nirotsaka an-tsehatra ny mponina mba hametraka ny fiarovana ny afo izay an-kilaometatra maro. Ny […]

/home/administrator/public_html/public/themes/tanymeva/category.php on line 29
https://tanymeva.org/mg/nanangana-vondona-miady-aminny-afo-ny-ao-aminny-fokontany-ambongamaranitra/" class="primary-btn">En savoir plus