Mitohy hatrany ny asa

3 July 2020

Mitohy hatrany ny fanatanterahana ny asa eo anivon’ny Fondation Tany Meva ao anatin’ny fanajana ireo fepetra ara-pahasalamana mba ho fiarovana ny rehetra.

Andro sy ora fisokafana:

*** Foibe Ambatobe – Antananarivo: alatsinainy, alarobia ary zoma amin’ny  7 ora 3 0minitra ka hatramin’ny 3 ora.

*** Tahala Meva – Toliara:  alatsinainy ka hatamin’ny zoma mmanomboka amin’ny 8 ora ka hatramin’ny 4 ora sy sasany.